Entry tsingilahila (hilahila (hila))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza toetran' ny zavatra tsy marintoerana na tsy mahazo toerana tsara ka mivembena na mirondrona na koa toetran' ny olona misalasala, mkoahana, miahanahana [1.1]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31