Entry tsindrohina (tsindroka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Tsaingohin' ny vorona amin' ny vavany: Notsindrohin' ny vorona ireo voan-katsaka raraka teo antokotany
Raisina amin' ny tanana (hanina latsaka amin' ny tany): Aza tsindrohina ireo vatomamy ireo fa efa feno vovoka [1.1]
Morphology 
Present : tsindrohina, tsindrohiko, tsindrohinao, tsindrohiny, tsindrohintsika, tsindrohinay, tsindrohinareo, tsindrohin', tsindrohin-, tsindrohim-, tsindrohi-
Past : notsindrohina, notsindrohiko, notsindrohinao, notsindrohiny, notsindrohintsika, notsindrohinay, notsindrohinareo, notsindrohin', notsindrohin-, notsindrohim-, notsindrohi-
Future : hotsindrohina, hotsindrohiko, hotsindrohinao, hotsindrohiny, hotsindrohintsika, hotsindrohinay, hotsindrohinareo, hotsindrohin', hotsindrohin-, hotsindrohim-, hotsindrohi-
Imperative : tsindrohy
Proverbs 

Updated on 2023/01/05