Entry tsindrin-tsakafo (tsindrina, sakafo)
Part of speech expression
Malagasy definition voankazo na zavatra hafa hanina aorian'ny tena sakafo, kaninkanina aorian' ny sakafo [Rajemisa 1985]
 hanina entimamarana ny sakafo [SLP 1986]
French definition dessert [SLP 1986]
Vocabulary 

2013/06/10