|
|
|
|

Entry1  tsindrimandry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fampidiran' Andriamanitra na ny Razana hevitra avy Aminy ao an-tsain' olona vonona handray azy avy araka izay fahaizany handray izany [1.1]
[tsindry mandry] 4 fahitàna an' eritreritra (noheverin' ny Ntaolo fa nanindry na niteny tamin' ny velona ny fanahin' ny olona efa maty) [1.1]
Explanations in French  [tsindry mandry] 5 vision, révélation, songe, apparition, pressentiment [1.3]
Article  6 Randzavola: tsindrimandry ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/09/12