Entry | tsinay | ||||
Part of speech | noun | ||||
Malagasy definition | Organa fototr' aina ao anatin' ny tenan' ny olombelona (ny kibo), izay toy ny fantsona mamoaka ny fakan-tsakafo tsy levona; mivoaka avy eo amin' ny vavony ny tsinay ka miafara any amin' ny vavafivalanana; mizara roa izy io dia ny tsinaikely (6-8 m ho an' ny olombelona) ary ny tsinaibe (1,40 m - 1,70 m) [Rajemisa 1985] | ||||
English translation | intestines, entrails [Hallanger 1973] | ||||
French translation | intestin, entrailles [Hallanger 1974] | ||||
Vocabulary | Biology | ||||
Compound words, titles, names |
| ||||
Examples |
| ||||
Quotes | Proverbs containing the word tsinay | ||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |