Entry tsimatra (tsy, matra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana
Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay [1.1]
  [Bezanozano] Fantsika, hazo [1.78]
Examples Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana. [2.472]
Analogs  tsima-day

Entry tsimatra (tsy, matra)
Part of speech noun
Explanations in French  [Bezanozano, Merina, Tanala] (de matra ou matsa : taquin, espiègle). Salacia madagascariensis subsp. dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae). Arbre à fruits comestibles, agréables. Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone. Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924. [1.196]
Scientific name Salacia madagascariensis subsp. dentata
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31