Entry tsimamindrahehitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Bibikely fahita ambany tsihy
Anarana ilazan' ny olona koa ny mamba noho izy tsy afaka mamindra ny nifiny amin' ny remby hafa rehefa manaikitra remby iray [1.1]
Vocabulary 

Entry tsimamindrahehitra (tsy, findra, hehitra)
Part of speech noun
Explanations in French (Vakinankaratra) (de hehitra : morsure ; cette expression populaire : tsy mamindra hehitra, veut dire : ne pas démordre). Ce serait aussi le nom d'une Composée d'après Grandidier. Probablement une espèce à graines très adhérentes. Peut être un Cosmos très envahissant. Ce nom ne semble plus en usage. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31