Entry | tsiloina (tsilo) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Asiana tsilo: Tsiloy ity lalankely ity mba tsy handehanan' ny mpangalatra Apetaka amin' ny tsilo: Notsiloiny tamin' ny rindrina ilay sary [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | tsiloina (tsilo) | ||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||
Explanations in Malagasy | Misy tsilony: Biby tsiloina ny sokina [1.1] | ||||||||
Examples | Tany feno zozoro, herana, bararata, tsinkafonkafona, viha ary zava-maniry kaboa-taho sy tsiloina misy telo na efa-metatra ny haavony atao hoe vodifonga, io tany io.
[2.472] | ||||||||
Anagrams | solitany, tsiloina |
Updated on 2020/07/31 |