|
|
|
|

Entry1  tsiky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Hehy somary mampihataka kely fotsiny ny tendro-molotra roa ka mampiseho hamiranana na atao ho famalifaliana na indraindray koa aza ho fanesoana [1.1]
Explanations in English  4  a smile [1.7]
Explanations in French  5  action de rire en montrant les dents [1.3#767]
6  sourire [1.3#767, 1.8]
Examples  7  Sady feno tsiky izy no mandokandoka ny lahy hoe: [2.470]
8  sariko, ny sariko fahizay mbola feno tsiky sy fanantenana! [2.471]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Relative verbs :
12  Names :
13  Adjectives :

Anagrams  14  kitsy, tsiky

Updated on 2020/07/31