Entry tsikintsikina
Part of speech noun
Malagasy definition Fitikintikina, fidihindihina, fisehoana ho zavatra, fiangentsanana amin' ny fomba famindra sy ny haingo isan-karazany. [Rajemisa 1985]
Derivations 

Updated on 2020/07/31