Entry tsikeraina (tsikera (kera))
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atao izay hahatonga ny zavatra iray hisaratsaraka, tsy hifintina na hifitsaka: Tsikerao ireo mololo ireo hizahana izay peratrao very izay
(hevitra) Savasavaina amin' ny lafiny rehetra: Notsikerainy ny hevitr' ilay ohabolana hoe: Vivỳ nanitrika ka bongo mason' ny nahiny
Tanisanisaina ny kileman' olona iray: Notsikerain-dRasoa tamin' ny manodidina ny toetran' ny vadiny [1.1]
Explanations in French Qu'on critique [1.5]
Examples 
1Azo tsikeraina ambony ihany ve izany? [2.298]
2Koa ny teny sy ny hevitra fonosiny ihany sisa no tena azo tsikeraina eto. [2.606]
Morphology 
Present : tsikeraina, tsikeraiko, tsikerainao, tsikerainy, tsikeraintsika, tsikerainay, tsikerainareo, tsikerain', tsikerain-, tsikeraim-, tsikerai-
Past : notsikeraina, notsikeraiko, notsikerainao, notsikerainy, notsikeraintsika, notsikerainay, notsikerainareo, notsikerain', notsikerain-, notsikeraim-, notsikerai-
Future : hotsikeraina, hotsikeraiko, hotsikerainao, hotsikerainy, hotsikeraintsika, hotsikerainay, hotsikerainareo, hotsikerain', hotsikerain-, hotsikeraim-, hotsikerai-
Imperative : tsikerao

Anagrams 

Updated on 2023/01/20