Entry tsikafara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka [1.1]
 Fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao [1.13]
Explanations in French Cérémonie de voeu exaucé [1.13]
Examples Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara". [2.471]

Entry tsikafara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] Faniriana [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31