Entry tsihifina (tsihika)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Alaina tsikelikely ambara-pahafongany, ambarapaharitrany: Notsihifiny tao ny volan-dray aman-dreniny ka lany fongana tamin' ny farany
¶ Ny rano ao an-tsinibe aza raha tsihifina dia ritra rehefa ela ny ela
¶ (hazandrano) Alaina amin' ny tandroho: Taiza no notsihifinao ireo tilapia vaventy ireo? [Rajemisa 1985]
Morphology 
tsihifina
tsihifiko
tsihifinao
tsihifiny
tsihifintsika
tsihifinay
tsihifinareo
tsihifin'
tsihifin-
tsihifim-
tsihifi-
notsihifina
notsihifiko
notsihifinao
notsihifiny
notsihifintsika
notsihifinay
notsihifinareo
notsihifin'
notsihifin-
notsihifim-
notsihifi-
hotsihifina
hotsihifiko
hotsihifinao
hotsihifiny
hotsihifintsika
hotsihifinay
hotsihifinareo
hotsihifin'
hotsihifin-
hotsihifim-
hotsihifi-
tsihifo
Examples na asiana vovo, na tsihifina amy ny tandroho, na jonoina amy ny fintana, na alosika. [Callet: Tantara]

Updated on 2020/07/31