Entry tsifolofolo (folo)
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza filaharana na fanokoana folo folo avy: Natokony tsifolofolo ireo voanjo kely namidiny [1.1]
Explanations in French Dix à dix [3.1]
Examples Nangalana ny ankilany sy andaniny,
Dia nasesy samy tsifolofolo hatrany
[2.576]

Updated on 2023/01/20