Entry tsidika
Part of speech noun
Malagasy definition Fisehoan' ny loha eo am-baravarana nefa tsy miditra ny tena; famangiana miserana; ilazana koa ny fandalovana amin' ny tanàna iray dia lasa fa tsy mijanona ela. [Rajemisa 1985]
French definition courte apparition, petite visite, action de mettre la tête à la croisée, à la porte [Abinal 1888]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry tsidika
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-gidro madinika (Cheirogaleus milii) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Cheirogaleus milii
Tables and plates The Lemurs

2015/02/23