Entry | 1 tsibokaboka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Lalao fanenjika fanaon' ny ankizy: misy iray atao hoe "Boka" manenjika ny namany ka izay voakasiny dia amindrany ny habokany ka manenjika ny hafa indray, fa izy kosa afaka 4 Heverina ho boka fa tsy tena boka [1.1] |
Vocabulary |
5 Game |
Updated on 2020/07/31 |