Entry tsianjery
Elementary words tsy ; jery
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba fianarana na filazana zavatra tsy mijery boky fa ankandrina fotsiny amin' izao [1.1]
Explanations in French Récitation [1.13]
Examples 
1tsy maintsy amin'ny fotoana sy fihetsika voafetra miaraka amin'ny tsianjery amin'ny teny tsy fantatra! [2.532]
2Tsy fantany mantsy fa vitako tsianjery hatramin'ny famindran'ny tongony [2.471]
3Toa zary hira akory aza ilay fivavahana tsianjery miverimberina [2.470]
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/04/03