|
|
|
|

Entry1  tsianaby
Elementary words  2 isika, 3 aby
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5 Isika rehetra. (Rehefa misy mievina dia hoy ny olona manatrika hoe: "Velona", ary hoy kosa ilay mievina hoe: "Tsianaby") [1.1]
Explanations in French  6 nous tous. Quand quelqu'un éternue, on lui dit "ela velona", vive longtemps.
7 Il répond "tsianaby", (vivons) nous tous [1.3]

Updated on 2025/11/17