Entry tsia
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Teny fandavana fanao amin' ny valinteny: Tany an-tsena ve ianao aninaraina? -- Tsia. Indraindray koa anefa atao eo an-doha fehezanteny misy fandavana izy: Tsia, tsy azoko ekena mihitsy ny fangatahanao [1.1]
Explanations in English No [1.7]
Explanations in French Non [1.8]
Examples 
1Tsia dia tsia, Sanatria! [1.227]
2Tsia. Ento ireo, lehiroa. [2.528]
3Ka hanaiky va ianareo sa tsia? [2.298]
Analogs  aha

Entry tsia
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy  [Tanala] isika [1.78]
Synonyms tsiana
Tables and plates all the pronouns

Entry tsia
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] zazavavy [1.78]

Anagrams 

Updated on 2022/05/02