Entry tsemboka
Part of speech noun
Malagasy definition Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana") [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Analogues  dinitra ~ dinitr' ombalahy ~ jijaka ~ jijika
Examples Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny. [Rajohanesa: Kintana]
Quotes 

Entry tsemboka
Part of speech adjective
Malagasy definition Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony [Rajemisa 1985]
Analogues  mivoa-dinitra ~ mivoa-jijaka ~ mivoa-jijika ~ rano iray ~ vonto ~ tsembo-dratsy

2013/07/26