Entry tsemboka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana") [1.1]
Examples Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny. [2.324]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Analogs  dinitra ~ dinitr' ombalahy ~ jijaka ~ jijika
Proverbs 

Entry tsemboka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony [1.1]
Analogs  mivoa-dinitra ~ mivoa-jijaka ~ mivoa-jijika ~ rano iray ~ vonto ~ tsembo-dratsy

Updated on 2023/08/08