|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsefaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka. [1.1]
Explanations in French  4 fendu [1.3, 1.196]
5 cassé, déchiré, crevassé, lézardé [1.3]
Examples  6  ny hoe tsifaka dia vaky misalasaka, izany hoe vaky saiky misasaka (fiteny koa ny hoe tsefaka. [2.313#]
7  Matroka endrika koa i Davida, gaga noho ny fifamaliana ka vaky, potipotika ny fifankahazoan' izy roa lahy, tamin' izay, toa fitaratra tsefaka, nataon' ny fofon-drivotra sombintsombiny tsy tambo isaina. [2.270#120]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :

Entry (2/2)24  tsefaka
Part of speech  25  noun
Explanations in French  26 [Betsimisaraka Avaratra] (allusion au fruit qui se fend pour laisser apparaître les graines, extrêmement toxiques). Cnestis polyphylla Lam. (Connaraceae). Graines et racines son employées à préparer des appâts empoisonnés. On ignore quel est leur principe actif. Pas d'alcaloïdes. [1.196]
Vocabulary  27  Botany
Scientific name 

Anagrams  29 faketsa, 30 fatsake, 31 fetsaka, tsefaka

Updated on 2026/02/04