Entry | tsatsoina (tsatso) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao tonga lefy ny tsirony, tampohan-drano: Notsatsoinareo ity divay ity ka tsy misy heriny intsony Ambanina, atao tsinontsinona: Aza tsatsoinareo ny hevitro [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |