|
|
|
|

Entry1  tsatsi-benitra
Elementary words  2  benitra
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fanohizana amin' ny benitra (toy ny fitonoana zavatra amin' ny afo)
Examples  5  Diamanga rano fotsiny no namelin' Andrianisa azy ka niakarapodrapoka be ihany, ary ny miaramilany namely tsatsibenitra ka ravany ny fahavalo. [1.437#]

Updated on 2024/12/26