Entry tsatsi-benitra
Elementary words benitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Fanohizana amin' ny benitra (toy ny fitonoana zavatra amin' ny afo) [1.1]
Examples Diamanga rano fotsiny no namelin' Andrianisa azy ka niakarapodrapoka be ihany, ary ny miaramilany namely tsatsibenitra ka ravany ny fahavalo. [1.437]

Updated on 2023/10/24