Entry tsangy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny vary totoina efa tsaitsainy na efamadivaho fotsy [1.1]

Entry tsangy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitondrana ny anaran-dray; fanarenana ny harena aman-draharahan' ny fianakaviana; fanomezana voninahitra ny razana sy ny ray aman-dreny. [1.1]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31