Entry tsako dilana
Elementary words tsako ; dilana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny fihetsiketsiky ny vava ohatra ny mitsako zavatra, nefa tsy misy na inona na inona tsakoiny akory [1.1]

Updated on 2023/09/05