| Entry (1/2) | 1 tsakitsaky |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 (taloha) Enti-milaza ny vary nomena an' ireo "velona", izany hoe ireo afaka soa aman-tsara tamin' ny fampinomana na fampisotroana tangena
4 (ankehitriny) -1) Sombin-kanina kely indraim-bava hanin' ireo mpisotro zava-pisotro mahery. -2) Sakafo fanampiny, haninkanina [1.1] |
| Entry (2/2) | 5 tsakitsaky |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 [Antambahoaka] katsaka
[1.78] 8 [Tanosy] ampemba [1.78] |
| Vocabulary | 9 Botany: grass |
| Anagrams | 10 kitsakitsa, tsakitsaky |
| Updated on 2026/02/04 |
|