Entry tsaingohina (tsaingoka)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Kaikerina tombohina amin' ny vava, toy ny fanaon' ny akoho: Notsaingohin' ilay akoholahy ny lo han' ny saka dia nandositra izy
¶ Alaina amin-kakingana, amim-pahamailahana: Notsaingohin' ny saha kely ilay hena tetsy ambony talantalana [Rajemisa 1985]
Morphology 
tsaingohina
tsaingohiko
tsaingohinao
tsaingohiny
tsaingohintsika
tsaingohinay
tsaingohinareo
tsaingohin'
tsaingohin-
tsaingohim-
tsaingohi-
notsaingohina
notsaingohiko
notsaingohinao
notsaingohiny
notsaingohintsika
notsaingohinay
notsaingohinareo
notsaingohin'
notsaingohin-
notsaingohim-
notsaingohi-
hotsaingohina
hotsaingohiko
hotsaingohinao
hotsaingohiny
hotsaingohintsika
hotsaingohinay
hotsaingohinareo
hotsaingohin'
hotsaingohin-
hotsaingohim-
hotsaingohi-
tsaingohy

Updated on 2020/07/31