Entry tsaikona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ilay famindra ataon' ny soavaly raha tsy manipy tanana izy
Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika toy ny hiriotra. [1.1]
Explanations in French Petit trot
Pas de marche un peu précipité des porteurs [1.3]
Examples 
1Ny tsaikona dia hazakaza-madinika. [2.643]
2Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2022/04/09