Entry | tsaikiny > saikiny | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | [angl. second] Amin' ny hira misy feo maro, ilay feo antsoina hoe faharoa, fizarana na paritra mazàna ataon' ny vehivavy iva feo indrindra [1.1] | ||
Vocabulary | Music: (in general) | ||
Compound words |
| ||
Origin | English: second. | ||
Proverbs | Proverbs containing the word saikiny | ||
Entry | tsaikiny > saiky | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in English | [Sakalava] A child [1.2] | |||||||||||||||
Vocabulary | Relationships: family | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Entry | tsaikiny > saiky | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Zavatra na olona ampiasaina ho solon' ny hafa izay toa tiana hotsitsina, na hotsimbinina sao halaky simba: Asiana saikiny ny faladian-kiraro mba tsy ho simba haingana [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Synonyms | fanampy ~ latsy ~ rikarika ~ safy ~ sosona ~ tamby ~ tohana ~ tsikala | |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Entry | tsaikiny > saiky | |||||||||||||||
Part of speech | interjection | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Mitovy amin' ny siky [1.1] | |||||||||||||||
Entry | tsaikiny > saiky | |||||||||||||||
Part of speech | adverb | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | saika [1.1] | |||||||||||||||
Synonyms | saika | |||||||||||||||
Anagrams | isaky, isika, saiky |
Entry | tsaikiny > tsaiky | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Ankizy [1.13] | ||
Explanations in French | Enfant [1.13] | ||
Compound words |
| ||
Other spellings | tsaika | ||
Anagrams | atsiky, itsika, kitsay, sitaky, sitika, tsaiky, tsikia |