|
|
|
|

Entry1  tsaho
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny na resaka mandeha mitety hatrany, izay tsy mbola voafototra na marina na tsia; vaovao tsy fanta-pototra heno miely ombieny ombieny: Mandeha ny tsaho fa hody daholo, hono, ny Vazaha
Examples  4  Tapa-bolana taorian' izay, nisy tsaho niely izay tsy fantatra ny niaviany: [2.472]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
Analogs  9  sahoa, siosio, honohono, tsahotsaho, vaovao, resaky ny olona, tohono, fosafosa, ketsoketso
Compound words 

Anagrams  14  hatso, tsaho, tsoha

Updated on 2023/08/19