Entry trosaina (trosa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Vidina ka tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy mba trosaiko ny ahy ny entana vidiko
Samborina: Be loatra ny vola notrosain' io vehivavy io ha tsy voaveriny intsony [1.1]
Morphology 
Present : trosaina, trosaiko, trosainao, trosainy, trosaintsika, trosainay, trosainareo, trosain', trosain-, trosaim-, trosai-
Past : notrosaina, notrosaiko, notrosainao, notrosainy, notrosaintsika, notrosainay, notrosainareo, notrosain', notrosain-, notrosaim-, notrosai-
Future : hotrosaina, hotrosaiko, hotrosainao, hotrosainy, hotrosaintsika, hotrosainay, hotrosainareo, hotrosain', hotrosain-, hotrosaim-, hotrosai-
Imperative : trosao
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/05