Entry trongisina (trongy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Hadin' ny kisoa amin' ny vavany, hadin' ny angadinomby, tandroka...: Tsy misy hotrongisin' ny angadinomby tapak' andro akory io [1.1]
Morphology 
Present : trongisina, trongisiko, trongisinao, trongisiny, trongisintsika, trongisinay, trongisinareo, trongisin', trongisin-, trongisim-, trongisi-
Past : notrongisina, notrongisiko, notrongisinao, notrongisiny, notrongisintsika, notrongisinay, notrongisinareo, notrongisin', notrongisin-, notrongisim-, notrongisi-
Future : hotrongisina, hotrongisiko, hotrongisinao, hotrongisiny, hotrongisintsika, hotrongisinay, hotrongisinareo, hotrongisin', hotrongisin-, hotrongisim-, hotrongisi-
Imperative : trongiso

Anagrams 

Updated on 2023/01/05