Entry trerona
Part of speech noun
Malagasy definition Teny mandrahona. [Rajemisa 1985]
Derivations 
Examples Anisan' ny fomba fanabeazana narahiny ny tehamaina, ny teny fanambaniana, ny trerona sy fandrahonana. [Andraina: Mitaraina, page 193]
Quotes 

2012/10/04