Entry tratra aorina
Elementary words tratra ; aoriana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Diso fotoana, tsy tonga ara-potoana [1.1]
Examples 
1Ny olona rehetra tonga tamin'ny andro nahatongavan' ny tafika avy any Betafo, ary izay tratra aoriana indrindra iny ampitson' iny, ka izy kosa vao izao no tonga [2.324]
2Very fotoana nifandimby nanao ny asam-Bazaha ry zareo, ka tratra aoriana mihitsy ny nanaovany ny azy [2.472]

Updated on 2023/06/14