Entry tratra antitra
Elementary words tratra ; antitra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny fanaovam-beloma sy firariana ho tratra antitra anie; teny fiarahabana andriana fahizay ary mbola fampiasa koa ankehitriny rehefa hanao veloma mba ho firariana ho ela velona
Ela velona sy maro andro niainana [1.1]
Vocabulary 
Analogs  trara antitra ~ trarantitra ~ tratrantitra
Proverbs 

Updated on 2023/06/14