Entry | 1 tranovorona |
Elementary words | 2 trano, vorona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana any am-piangonana |
Explanations in French |
5 [1.3] un cercueil, une bière, un catafalque |
Examples |
6 Ary ny mpanjaitra rehetra nangonina nanjaitra tranovorona. [2.48] |
Updated on 2023/05/23 |