Entry tranon > trano
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay
Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly
Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra
Mitovy hevitra: akany ~ akora ~ ambotry ~ bongo ~ lavaka ~ toho ~ tohotra ~ votry ~ zohy [1.1]
Explanations in English A house; a box or frame or housing for something [1.7]
Explanations in French Maison
étui, cadre [1.3, 1.8]
 Palais, habitation, tanière, nid, cocon
Fourreau, casiers, boîte [1.3]
 Caisse [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ traño ] Maison [1.405]
Examples 
1Efa akaiky ny trano; [2.499]
2Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
3Nangoraka daholo ny tao an-trano. [2.324]
Morphology 
Simple : trano, tranoko, tranonao, tranony, tranontsika, tranonay, tranonareo, tranon', tranon-, tranom-
Derivatives 
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Titles Trano rava (Randriamamonjy Esther)
Toponyms 
Proverbs 
Articles 

Anagrams