Entry tranomasina
Elementary words trano ; masina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Trano kely miorina ambony fasan' ny mpanjaka [1.1]
Examples 
1Ary ny tranomasina, dia 12 miandálana [2.48]
2Nasiana tranomasina ny fasany araka ny tenin'Andriamasinavalona kanefa nafarana tsy hamboarina intsony rehefa simba. [2.508]
Analogs  tranomanara

Anagrams 

Updated on 2023/05/23