|
|
|
|

Entry1  tranoambo
Elementary words  2  trano, ambo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Tanala] (traño ambo) trano kely misy tongony efatra, avoavo, fitahirizam-bary akotry
5  [1.1] Trano avo misy tongony, fitehirizana vary; trano kely misy tongony avo, izay atao fasiam-bary ny ambony
6  [1.13] trano fitahirizana vokatra
Explanations in French  7  [1.13] grenier, grange, silo
Synonyms  8  trahambo, rina
Proverbs  9  Proverbs containing the word tranoambo
Illustrations 
10 

Anagrams  11  naombotra, rombotana, tamborona, tranoambo

Updated on 2023/01/01