Entry traika
Part of speech adjective
Malagasy definition betsaka, vokatra, feno [Rajemisa 1985]

Entry traika
Part of speech noun
Malagasy definition Fidonana na fipohana amin-javatra ao ambany ka mihilangilana. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2013/07/25