Entry | 1 tra-drasa |
Elementary words | 2 tratra, rasa |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 biby efa toa ho faty -- na noho ny aretina na noho ny loza nahazo azy -- ka vonjena vonoina haingana mba hohanina na hamidy [1.1] |
Updated on 2024/08/13 |