Entry tra-boina
Elementary words tra- (tratra) ; -boina (voina)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Voan' ny loza, tra-doza [1.1]
Explanations in English [ traboina ] Victims of disaster [1.7]
Explanations in French [ traboina ] Sinistré [1.8]
Examples Ankasitrahana ireo fikambanana sy ireo malala-tànana rehetra izay niara- nifarimbona tamin' ny fanampiana ireo traboina. [1.368]
Hyponyms Tra-boina (Rakoto Odeam)

Entry Tra-boina
Elementary words tra-boina
Part of speech name (book title)
Author Rakoto Odeam
Vocabulary 
Tables and plates All the titles

Anagrams 

Updated on 2023/12/04