Entry toy izao (toy, izao)
Part of speech expression
Malagasy definition sahala amin' izao [Rajemisa 1985]
Examples 
1Toy izao no nahatonga izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Toy izao no fampiasa azy. [FOFAFIPE: Rosovola]
3Nefa tsy maika sy dodona toy izao. [Randriamiadanarivo: Sikajy]
4Satriko ho toy izao mandrakizay isika! [Andriamalala: Vohitry]

Updated on 2020/07/31