Entry tovolahy (tovo, lahy)
Part of speech noun
Malagasy definition Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia [Rajemisa 1985]
English definition an unmarried young man [Hallanger 1973]
French definition jeune homme célibataire [Hallanger 1974]
Derivations 
Examples 
1Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia? [Andriamalala: Ranomasina, page 54]
2Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany. [Andraina: Mitaraina, page 169]

Updated on 2016/03/10