Entry (1/2) | 1 tototra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Nasiana zavatra ka feno tanteraka: Efa tototra ve ilay lavaka ao atsimontrano? Feno, rakotra, lelika: Tototry ny antsanga ny tanimbarinareo ~ Tototry ny alahelo ~ Tototry ny voninahitra Poritra: Tototry ny fanompoana ny vahoaka ka mimenomenona |
Explanations in English |
4 [1.7] filled; covered with earth |
Explanations in French |
5 [1.8] comblé, couvert de terre |
Examples |
6 tototra tsikelikely teny ny saha rehetra. [2.472] 7 Izany no mahatonga ny tanimbary ho tototra atsanga. [2.117] |
Derivatives |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word tototra |
Entry (2/2) | 14 totòtra |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] Fanetsiketsehana ny foly mba hampitovy tantana azy hatrany tsy misy madilana; filefahan' ny hozatra. |
Explanations in French |
17 [1.3#736] Secousses qu’on fait subir au fil pour l’égaliser figuré: détente des nerfs |
Derivatives |
|
Anagrams | 23 atototr, totòtra, tototra |
Updated on 2023/02/24 |