Entry | tosidra (tosika, ra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fanoheran' ny aritera amin' ny fanosehan' ny ra, ka raha mafy tsy mifandanja amin' ny fonon' ny aritera io fanosehana io dia mety ho tapaka ny lalandra [1.1] | |
(tosi-dra) tohitry ny rindrin'ny lalandra amin'ny ra mikoriana ao aminy [1.13] | ||
Explanations in French | (tosi-dra) tension artérielle [1.13] | |
Vocabulary | Health | |
Updated on 2020/07/31 |