Entry | 1 torontoronina |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza: 1) ny zaza vao miforona ao an-kibon-dreniny: Vao torontoronina ny zaza dia azo lazaina fa tokony harahi-maso tandremana tsara -2) na koa ny reny manomboka hanan-janaka ao am-bohoka na mitoe-jaza: Vao notorontoronina an' io zaza io izy dia efa tsy salama [1.1] |
Updated on 2020/07/31 |