| Entry | 1 torontoronina |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza: 1) ny zaza vao miforona ao an-kibon-dreniny: Vao torontoronina ny zaza dia azo lazaina fa tokony harahi-maso tandremana tsara -2) na koa ny reny manomboka hanan-janaka ao am-bohoka na mitoe-jaza: Vao notorontoronina an' io zaza io izy dia efa tsy salama
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|